Vinavina Programme FANASINA 2015
Janoary, Febroary, Martsa
- Sabotsy 10 janoary 2015 : Fiaraha-misakafo, Echange de cadeaux
- Alahady 01 febroary 2015 amin地y 2 ora : Alahadin地y Fanasina (Fotoam-pivavahana any Servette)
Aprily, May, Jona
- Sabotsy 21 martsa 2015 (saika natao ny 15 martsa): Fotoana hiarahana amin段 Pasitera Brigitte Rabarijaona any Lausanne (fampianarana Soratra Masina, sakafo)
Nokasaina hatao ao amin地y salle paroissiale Ecublens fa raha toa ka tsy azo ny ao dia any an-tranon段 Odile no atao.
- Sabotsy 25 aprily 2015 amin地y 3 ora : Th�-Concert karakaraintsika Fanasina any Lausanne (Sevelin) tsy hisy vidim-pidirana fa rakitra no hotatazana.
Ny gateaux, mofo baolina, godrogodro, mofogasy, koba dia efa nisy ireo efa nanaiky hanome fa mbola entanina ihany isika mba samy handray anjara daholo.
Ny zavatra ho atao amin段o th�-concert io dia:
→ Hira rodobe (Felana + Fanasina), vako-drazana (Anja,Josa), Kalon地y fahiny (Honitra), Hira (Nasy+Lisy+Ndroso), Hirahira (Anja+Holy,Felana, Christiane, Holly), dihim-paritra, Masoala (02)
→ Efa samy misy tomponandraikitra ireo ny momba ny hira sy dihy ho ataontsika fa dia alefa amintsika miandalana amin地y manaraka eo ihany ireo feon-kira handihizana sy hiraina.
→ Honitra izao efa nandefa ny hira Kalon地y fahiny izay tokony efa hianarana.
- Mai 2015 : kermesy
- Jona 2015 : Fampianarana hoan地y vehivavy (mbola hamafisina eo ihany ny "sujet" rehefa manakaiky ny fotoana)
- 26 Jona : f黎e nationale de Madagascar
Septambra, Oktobra, Novambra
- Sabotsy 19 Septambra 2015 : 迭elooking II� (ho fanohizana ny : 迭elooking I� efa nataontsika taloha niaraka tamin段 Felana)
- Alahady 01 Novambra 2015 : Alahadin地y Fanasina (Fotoam-pivavahana any Servette)
Ireto avy izany ny daty amin地y fotoam-pivavahana karakarain'ny Fanasina amin'ity ity taona ity :
- 01 febroary 2015 ao Gen钁e @ 15h - Fiangonana Servette - Avenue Wendt, 55 - 1203 Gen钁e
- 01 novambra 2015 ao Gen钁e @ 15h - Fiangonana Servette - Avenue Wendt, 55 - 1203 Gen钁e
Koa dia manentana antsika rehetra amin地y fandraisana anjara!!!!
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
fanasina © - Tous droits reserv駸