Toetran'ny vehivavy (tsara sy ratsy)
<< pejy fandraisana
<< hevitra mahasoa hafa
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
hevitra mahasoa


Inona no toetra tsara mba tianao hananan'ny vehivavy Fanasina ?
- fahatsorana
-firaisam-po
-mahay mifamela heloka
-fiainana ny tenin'Andriamanitra ary hampiarina amin'ny fiainana
-mahay mankasitraka
-fiainam-bavaka
-fandeferana, firaisankina
-fifankatiavana (02)
-mihaino ny hafa (02)
-mandray andraikitra (02)
-mitana ny teny nomeny
-tsy mitsikera
-tsy miavonavona
-tsy manambony tena
-tia mandray olona,
-tia mandray vahiny
-mifandefitra  (02)
-tsy maka sarotra ny fiainana
-tsy matoritory fa mirotsaka miasa hoan'ny fiangonana
-manana faharetana
-fifanampiana ara-kevitra sns…
-mifanakalo hevitra
-tsy manavakavaka fiaviana
-tia mifampiresaka
-tsy manavakavaka saranga

Quelles sont les qualités que tu attends d'une vehivavy Fanasina ?
-sincerité
-générosité
-attachement, sentiment d'appartenance
-gentillesse
-avoir ouverture d'esprit
-résponsable, engagée
-tolérance
-patience

Inona ny toetra mety hanafitohana anao sy tsy tianao ataon'ny vehivavy  ?
-adiady
-fosafosa (06)
-mihatsaravelatsihy
-olona be fananarana nefa tsy mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra
-tsy fanajana fotoana
-mora tezitra
-fankahalana
-manenjika olona resy amin'ny fiainana
-mivavavava
-miandry ny hafa foana
-olona miseho azy ho masina nefa tsy manaraka ny tena lazain'ny baiboly
-tia ady
-manaratsy olona
-manafitohana
-manambany olona
-tsy fanajana olona
-fitsikerana (02)   ohatra : fomba fitafy,…
-tsy mifandray aman'olona
-tsy mifampiresaka amin'ny zavatra tsy tiana

Quelles sont les defaults que tu ne tolères pas d'une femme ?
-médisance,
-hypocrisie
-mauvaise foi
-commérage





fanasina © - Tous droits reservés