sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
Fiandohana

Nous, les femmes de la communauté chrétienne malgache en Suisse et environs, sommes heureuses de vous annoncer la création du groupe « FANASINA » au sein de notre communauté.

Ce groupe a pour ambition de rassembler toutes les femmes qui partagent ses objectifs, sans distinction de race ou de confession.
Le culte inaugural fut célébré le 3 novembre 2002 à 15h00, à la: 

Paroisse d’Ecublens
1, place Motty
1024 Ecublens / Lausanne.




Tafatsangana ato amin'ny FKMSM ny  sampana Vehivavy « FANASINA » nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra.

Nofidiana ny Alahady 3 Novambra 2002 ho andro fanokanana ny fijoroan’izany sampana izany. Ny fanokanana dia natao tao amin'ny 

Paroisse d’Ecublens
1, place Motty
1024 Ecublens / Lausanne.

Marihina fa misokatra ho an’ny vehivavy tsy an-kanavaka ny sampana , koa raha misy faniriana ny ho mpikambana dia raisina an.-tanandroa.

Dia manao veloma anareo amin’ny anaran’i Jesoa Tompotsika.

Ity ny adiresy ahazahoana mifanakalo hevitra aminay: komityfanasina@yahoo.fr

Ireo birao nifandimby

Tanjona


"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
ny fanasina


<< pejy fandraisana

sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)

fanasina © - Tous droits reservés