Sampana mandroso ? – Lesoka sy sakana – Andraikitry ny tsirairay
<< pejy fandraisana
<< hevitra mahasoa hafa
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
SAMPANA MANDROSO
- Manampy ny hafa
- Misy fiaraha-miasa
- Mahatarika olona
- Miray hina
- Manana fikasana (tetik’asa)
- Nahavita asa mivaingana
- Mandrava ny fahasamihafana
- Nahazoana soa
- Mampahazo aina ny tsirairay
- visible
- Nahazoan’ny tsirairay soa

LESOKA sy SAKANA
- Communication (fampahafantarana,…)
- Tsy nisy fahatsoram-po
- Fotoana (disponibilité)
- Mpinamana ihany no mpinamana
- Toetra : miala andraikitra, tara lava
- Tsy mahay mihaino
- Tsy fahatsiarovan-toetra (diso fijery)
- Hakamoana
- Tsy fananana tanjona
- Tsy fahasahiana mandray andraikitra

ANDRAIKITRY NY TSIRAIRAY
- Manantona ny tsirairay
- Mifandray amin’ny olona rehetra
- Mitaona olona hafa
- Fandraisana sy firesahana amin’ny olona vaovao
- Fanajana ny fotoana nomena
- Tonga ara-potoana
- Mitady vahaolana amin’ny fotoana
- Handray andraikitra
- Mandray izay andraikitra zaka
- Hiezaka arak’izay azo atao mandray ajara
- Hiresaka amin’ny namana momba ny Sampana
- Mijery mailaka ary mamaly
- Fanapaha-kevitra hamangy olona teraka, marary, manjo,…
- Manao fivoriambe (hijerena ireo mavitrika sy malaina amin’ny sampana)

... tohiny >>




fanasina © - Tous droits reservés