Pratique de la vie quotidienne en couple
(par Dr. Nivo)
<< pejy fandraisana
<< hevitra mahasoa hafa
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
hevitra mahasoa



fanasina © - Tous droits reserv駸
man vs. woman

L'expression de la douleur
(douleur morale, souffrance int駻ieure, honte, tristesse)
Azo heverina toy io  sary feno bokotra maromaro, misy loko samihafa  io ny fahasarotan地y ao an-tsain地y vehivavy sy ny fomba fisainany.

Ny an地y lehilahy kosa dia ny tsotra sy ny tsy maka sarotra !.

Mampiseho ny sarin段 Adama sy Eva  voaroaka avy tao amin地y saha Edena satria nandika ny didin但ndriamanitra. 

Ny  baiboly dia  milaza fa menatra izy ireo  ary nahita fa nitanjaka.

Ny an段 Eva dia notakonany ny vatany izay nahamenatra azy , fa ny an段 Adama  kosa dia  ny masony sy ny endriny no nafeniny.

Tsy mitovy izany  ny fomba fisainana sy ny  toetran地y  lahy sy ny vavy amin地y fampisehoana  ny fihetsem-po.