sakafo
KK Pigeon:
Ingrédients

1 kg de farine
4 oeufs
2 pots d'yaourt
1/2 beurre mitsonika tsara na menaka
1 levure
sel kely fotsiny

Méthode

Makà rano matimaty eran'ny kôpy kely
Afangaroy daholo ireo aloha, dia amin'ny farany no alefaso tsikelikely ilay rano raha mbola tsy mety ilay pate.
Jereo eo dia ho hitanao fa rehefa hitanao hoe azo ahodina ilay pate dia efa izy izay.
Dia ra manana machine fanaovana azy enao dia tetehina @ machine mba ahatsara bika azy
Hendaso, aza atao mamay be loatra koa ny menaka fa mora may

Voandalana : pâte-na KKpigeon iny ihany no ampiasaina, dia voanjo misy odiny mena efa masaka, dia rehefa vita didy ny pâte dia ahodina amin'ny voanjo, ka ny anidina azy dia manao colle amin'ny farine sy rano ianao, ataovy madity tsara, ohatr'ireny amin'ny sambos ireny.

sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< sakafo hafa
<< pejy fandraisana

fanasina © - Tous droits reservés