Fitsidihana Maison Cailler - 13 novambra 2010
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
Fanasina 13 novambra 2010- Gruyères
Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 13 novambra 2010 tontolo andro tany Gruyères.
Izay nitsidihina ny Maison de la Fromagerie Gruyère sy ny chocolaterie La Maison Cailler ary nisian’ny dégustation. Teo koa ny fiaraha-misakafo izay nahafinaritra tokoa
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga ary indrindra i Ravaka sy Fabio Edafe izay niara-nandrindra ny fotoana sy nanao famandrihana ireo izay toerana ho tsidihina. Misaotra indrindra koa ireo vady aman-janaka izay nanotrona tamin’io fotoana io.
fanasina © - Tous droits reservés