raki-tsary


Fanasina t@ 3 febroary 2013 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 03 febroary 2013 - Fotoam-pivavahana tany Genève

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 03 Février 2013 tao Servette. 
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika: Pasitera Arintsoa Zafindriaka
- Ny  namaky teny: Lala Randriamiharisoa (Jeremia 1:4-10), Bakoly Ravoniarisoa (I Korontiana 9:24-10:5), Bao-Odile  (Matio 19:27-30).
- Ny nitoriteny: Pasitera Jean Luc Ramanatombontsoa.
- Ny nanao ranom-bavaka: Théo Olindreny Vaoharifara, Dorette Burky, Rasoloarisoa Zafindranasy.
- Nihira : Felana Rabemanantsoa
- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo nataon'i Pasitera Arintsoa Zafindriaka sy Pasitera Jean Luc Ramanatombontsoa.
Nanao ny hira FF 26 "Tsy misy reharehako" ny vehivavyFanasina.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra


fanasina © - Tous droits reservés