raki-tsary


Fihaonana t@ 19 janoary 2013 - Villeneuve
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 19 Janoary 2013 - Villeneuve

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Sabotsy 19 janoary 2013 tany Villeneuve. 

Izay niarahana nisakafo tao amin’ny Restaurant Elephant Blanc sy ny nanaovantsika vehivavy 16 isa ny “Echange de cadeaux”. Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny cadeaux + verset tsirairay avy.

Nandritra ny fotoana dia nisy koa ny dinidinika ary nahazoantsika namantatra sy nanome hevitra ny tokony ho toetry ny vehivavy Fanasina.

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra.


fanasina © - Tous droits reservés