raki-tsary


Fihaonana t@ 20 aprily 2013 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 20 aprily 2013 - Tao amin'i Odile (Lausanne)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Sabotsy 20 aprily 2013 tontolo andro tany Lausanne.
Izay nisy fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Brigitte Rabarijaona; sy ny fanazavana momba ny fanamboarana koba (Nivo) .
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Sampana mandroso ? – Lesoka sy sakana – Andraikitry ny tsirairay" ary ny Galatiana 6:1-10. Izay mbola hotohizana ihany amin’ny fihaonantsika manaraka.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Odile sy Mario Bottali.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !

fanasina © - Tous droits reservés