raki-tsary


Thé Concert t@ 25 aprily 2015 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Thé Concert  t@ 25 aprily 2015 – Lausanne

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny Thé Concert izay nokarakaraintsika sampana Fanasina amin’izao faha-30 taonan’ny Fiangonana FKMSM izao. Izay natao ny sabotsy 25 Aprily 2015 tany Chavanes-près- Renens.
Izay nisy sakafo sy dihy ary hira mahafinaritra.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana sy ny tapaka sy namana izay nanotrona antsika.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !
(Ato ny sary tamin'ny fanomanana)




fanasina © - Tous droits reservés