raki-tsary


Teatra t@ 25 desambra 2014 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Teatra "Samy manana ny noeliny !"  t@ 25 desambra 2014 – Genève

Misaotra an'Andriamanitra isika fa sady kanto no nahafinaritra ny teatra «  Samy manana ny noeliny ! » nataontsika Fanasina ny Krismasy 2014 farany teo.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra ny mpanoratra dia i Ravaka Edafe ary koa ny mpandray anjara rehetra dia :



fanasina © - Tous droits reservés
Mpiavy : HASINA

Mpisakafo 1 : SOREYA
Mpisakafo 2 : JOSEE
Mpisakafo 3 : NASY


Mpihaingo 1  : VANESSA
Mpihaingo 2  : MARIE
Mpihaingo 3  : SITRAKA
Mpihaingo 4  : NADIA


Tsy Mpino 1  : Mme RIFFERT
Tsy Mpino 2  : JOSA
Tsy Mpino 3  : MBOLA
Mamiratra 1  : FELANA
Mamiratra 2  : ODILE
Mamiratra 3  : DINA
Fanomezana 1  : NATACHA
Fanomezana 2  : BEBY
Fanomezana 3  : NDROSO
Fanomezana 4  : LISY
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !
Kristianina 1  : LOVA
Kristianina 2  : VAOHARIFARA
Kristianina 3  : JEMIMA
Kristianina 4  : TAHINA