raki-tsary


Fotoam-pivavahana t@ 02 febroary 2014 – Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fotoam-pivavahana t@ 02 febroary 2014 – Genève

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 02 Février 2014 tao Servette. 
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika: Colette Andriamasy
- Ny  namaky teny: Bakoly Ravoniarisoa (Jeremia 33:1-9), Jacqueline Rakoto (II Timoty 3:14-17), Josa Hasinjatovo (Matio 8:5-13).
- Ny nitoriteny: Pasitera Brigitte Rabarijaona
- Ny nanao ranom-bavaka: Hanitra Randrianarivony, Monique Razaname, Dorette Burky
- Nihira : Holly Salomon
- Nitendry zavamaneno : Hasina Joyce Raharinjatovo - Liva Tehindrazanarivelo
- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo
Nanao ny hira FF 33 "Inty aho Jeso" ny vehivavyFanasina.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra!


fanasina © - Tous droits reservés