raki-tsary


Fihaonana t@ 7 febroary 2016 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 7 febroary 2016 - Echange de cadeaux tao amin'i Hanitra (Genève)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Alahady 7 Febroary 2016 tany Genève.
Izay niarahana nisakafo sy ny nanaovantsika vehivavy 17 isa ny "Echange de cadeaux". Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny cadeaux + verset tsirairay avy.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Hanitra sy Olivier Rasamimanana.







fanasina © - Tous droits reservés