raki-tsary


Fihaonana t@ 10 janoary 2015 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana  t@ 10 janoary 2015 – Lausanne

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Sabotsy 10 janoary 2015 tany Lausanne. 
Izay niarahana nisakafo sy nanaovantsika vehivavy 20 isa ny “Echange de cadeaux”. Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny cadeaux + verset tsirairay avy.
Nandritra ny fotoana dia nisy koa ny dinidinika namaritana ny fandaharam-potoanantsika Fanasina mandritra ny taona 2015
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra.



fanasina © - Tous droits reservés