raki-tsary


Fihaonana t@ 28 janoary 2017 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 28 janoary 2017 - Echange de cadeaux tao amin'i Josa (Lausanne)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Sabotsy 28 janoary 2017 tany Lausanne.
Izay niarahana nisakafo sy ny nanaovantsika vehivavy 24 isa ny "Echange de cadeaux". Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny cadeaux + verset tsirairay avy.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Fianakaviana Josa Harinjatovo.







fanasina © - Tous droits reservés