raki-tsary


Fihaonana t@ 29 martsa 2014 - Hermance
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 29 martsa 2014 – Hermance

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana  ny Sabotsy 29 martsa 2014 tany Hermance.
Izay nisy fampianarana Soratra Masina nataon'i Pasitera Brigitte Rabarijaona ka ny loha-hevitra dia ny “Gratuité”  (endrika, fomba,…)  Asa.20:17-38.
Nisy koa ny projection izay nataon’i Claude Alain Burky momba ny “La naissance de l'univers et la relation de ce phénomène avec Dieu”
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra  ary indrindra ny mpampiantrano Dorette sy Claude Alain Burky  .
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !



fanasina © - Tous droits reservés