raki-tsary


Fihaonana t@ 21 martsa 2015 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 21 martsa 2015 - “Ny fandraisana andraikitry ny vehivavy”.

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina ny Sabotsy 21 martsa 2015 tany Ecublens.
Izay nisy fiaraha-misakafo ary indrindra ny fianarana Soratra Masina niarahana tamin’ireo Pasitera Yvette Rabemila sy Pasitera Brigitte Rabarijaona.
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Ny fandraisana andraikitry ny vehivavy ” (eo amin’ny fiaraha-monina Suisse).
Mankasitraka antsika rehetra izay tonga ary mankatelina indrindra ireo izay nanome ny fampianarana. Fisaorana feno ho antsika rehetra koa tamin’ny fikarakarana sakafo. 
Marihina fa ny anisan’ny nahatongavan’ireo Pasitera roa ireo taty Suisse koa dia nandray ny loka Sylvia Michel 
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !






fanasina © - Tous droits reservés