raki-tsary


Fihaonana t@ 12 martsa 2016 - Yverdon
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 12 martsa 2016 - Yverdon

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina ny Sabotsy 12 martsa 2016  tany  Yverdon.
Izay nisy fanaovana bain thermal sy nihainoana momba ny "Réflexion sur l'angoisse" (Dr. Nivo).
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Nivo sy Blaise Chochard.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !







fanasina © - Tous droits reservés