raki-tsary


Fotoam-pivavahana t@ 03 novambra 2013 – Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fotoam-pivavahana t@ 03 novambra 2013 – Genève

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 03 Novembre 2013 tao Servette. 
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika: Nivo Chochard
- Ny  namaky teny: Colette  Andriamasy (Deoteronomia 18:15-19), Seta Rasiliarisoa (I Korintiana 1:26-30), Jemima Razanadahy (Lioka 19:1-10).
- Ny nitoriteny Pasitera Arintsoa Zafindriaka.
- Ny nanao ranom-bavaka:  Josée Hasinjatovo, Josa Hasinjatovo, Jacqueline Rakoto, Tahina Rasolondraibe
- Nihira: Felana Rabemanantsoa
- Nitendry zavamaneno : Hasina Joyce Raharinjatovo
- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo nataon'i Pasitera Arintsoa Zafindriaka.
Nanao ny hira "Faly mihoby" ny vehivavy Fanasina.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

fanasina © - Tous droits reservés