Fotoam-pivavahana t@ 06 novambra 2011 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
Fanasina 06 novambra 2011- Fotoam-pivavahana tany Genève.
Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 06 Novembre 2011 tao Servette.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika: Nivo Chochard
- Ny namaky teny: Seta Ralisiarisoa (Ohabolana 8:12-20), Olga Raharimalala (I Tesaloniana 4:13-18), Hanitra Randrianarivony (Matio 25:1-13).
- Ny nitoriteny Pasitera Arintsoa Zafindriaka.
- Ny nanao ranom-bavaka Monique Razaname (Felana Rabemanantsoa).
- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo nataon'i Pasitera Arintsoa Zafindriaka.
Nanao ny hira FF 45 "Hira Fiderana" ny vehivavyFanasina.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra
fanasina © - Tous droits reservés