raki-tsary


Fihaonana t@ 04 jona 2011 - Yverdon
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 04 juin 2011 - Tao amin'i Nivo (Yverdon).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Asabotsy 04 jona 2011 tontolo andro tany Yverdon.
Izay nihainoana ny thérapie momba ny "Le pouvoir du pardon" (Dr. Nivo). Ny dégustation isankarazany tamin'ny choux, baba,...(Nivo).
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Nivo sy Blaise Chochard.




fanasina © - Tous droits reservés