raki-tsary


Fihaonana t@ 05 febroary 2012 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 05 février 2012 : – Fotoam-pivavahana tany Genève, -Echange de cadeaux tao amin'i Holly (Genève)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 05 Febroary  2012 tao Servette ary koa ny “Echange de cadeaux” tany Genève. 
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika : Olga Robel
- Ny namaky teny : Paquerette Morand (Salamo 139 : 7-12), Mamy Tehindrazanarivelo (Asan’ny Apostoly 7:30-34), Nivo Chochard (Jaona 1:43-51  )
- Ny nitoriteny : Pasitera Brigitte Rabarijaona
- Ny nanao ranom-bavaka (Felana Rabemanantsoa) : Lala Randriamiharisoa, Elisa Ramaniraka, Monique Razaname
- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo nataon'i Pasitera Arintsoa Zafindriaka.
- Nanao ny hira FF 48 "Andriamanitra Fitiavana" ny vehivavyFanasina.
Misaotra antsika rehetra koa tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny ny cadeaux + verset tsirairay avy, sakafo, goûter izay namidy,.... ary ny gâteaux (Olga Robel). Fisaorana sy fankasitrahana feno ny mpampiantrano Holly Salomon .
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !

fanasina © - Tous droits reservés