raki-tsary


Fihaonana t@ 13 mar 2010 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 13 mars 2010- Tao amin'i Lala (lausanne)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 13 Mars tolakandro tany Lausanne . Izay nianarana ny fampiasana ny tableur Budget Familial (nataon'i Olga Robel) sy fandinihina "Vehivavy sy ny tokantrano" (Lala) ary ny fianarana sakafo mofo-mangahazo (Mamy).

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Lala sy Alex.


fanasina © - Tous droits reservés