raki-tsary


Fihaonana t@ 19 novambra 2011 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 19 novambra 2011- Tao @ Hanitra (Genève)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina ny Sabotsy 19 novambra 2011 tany Genève.
Izay nianarana fanamboarana biscruits (Nivo).
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Hanitra sy Olivier Rasamimanana.






fanasina © - Tous droits reservés