raki-tsary


Alahady Fanasina - 25 aprily 2010
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 29 may 2010 - Tao amin'i Colette (Ferney).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 29 May tolakandro tany Ferney-Voltaire.

Izay fanohizana ny  fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Ntsoa sy fianarana sakafo tiramisu (Colette)

Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Fa ny vady hendry kosa dia  avy amin’i Jehovah”. Ohab.19 : 14b ary koa ny tao amin’ny Déot. 6 :4-9 .

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra sy ny mpampiantrano Colette  sy Léon  ary indrindra ny Pasitera Ntsoa tamin’ny fampianarana Soratra Masina.



fanasina © - Tous droits reservés