raki-tsary


Fihaonana t@ 31 martsa 2012 - Fribourg
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 31 martsa 2012 - Tao amin'i Ravaka (Fribourg)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Asabotsy 31 martsa 2012 tontolo andro tany Yverdon.
Izay nisy fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Brigitte Rabarijaona ary ny fitsangatsanganana (fandehanana funiculaire,…).
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Fitsapana” (L’Epreuve).
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Ravaka sy Fabio Edafe .
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !

fanasina © - Tous droits reservés