raki-tsary


Fihaonana t@ 07 feb 2010 - Servette
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
décoration salle & tables: Felana

gateaux: Olga Robel
Fanasina 07 Février 2010- Tao amin'ny Fiangonana Servette

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika Fanasina fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika voalohany tamin'ity taona 2010 ity (07 Febroary 2010) ary indrindra ny "Echange de Cadeaux" izay natao.

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga ary manantena sahady ny fiarahana amin'ny manaraka ho an'ireo izay tsy afa-nanatrika ary misaotra azy ireo tamin'ny fitrotroana am-bavaka ny fotoana.

Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny sakafo, décoration (Felana), gâteaux (Olga Robel), goûter,.... ary indrindra ny cadeaux + verset tsirairay avy.


fanasina © - Tous droits reservés