raki-tsary


Fihaonana t@ 01 jona 2013 - Gaillard
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 01 jona 2013 - Tao amin'i Honitra (Gaillard)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Sabotsy 01 jona 2013 tany Gaillard tontolo andro tany Lausanne.
Izay nisy fanazavana sy dinidinika momba ny sira (Sel) izay nataon’i Honitra.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Honitra sy Timothée Randriamparany.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !


fanasina © - Tous droits reservés