raki-tsary


Fihaonana t@ 08 oktobra 2011 - Martigny
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 08 octobre 2011 - Tao amin'i Monique (Martigny).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Sabotsy 08 oktobra 2011 tontolo andro tany Martigny.
Izay niarahantsika nitsangatsangana sy nitsidika ny 52 ème Foire du Valais. Na dia nanerika aza ny andro dia tonga marobe isika.
Mankasitraka sy mankatelina antsika rehetra izay tonga sy ny fianakaviana izay nanotrona ary indrindra koa ny mpampiantrano Monique sy Alain Razaname.




fanasina © - Tous droits reservés