raki-tsary


Fitsangatsanganana 01 aogositra 2013 - Yverdon
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fitsangatsanganana 01 Aogositra 2013 - Tao amin'i Nivo sy Blaise Chochard (Yverdon)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny Fitsangatsangana (BRUNCH)  nataon’ny Fiangonana FKMSM ny Sabotsy 01 août 2013  tontolo andro tany Yverdon.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary ny fianakaviana izay nanotrona antsika ary indrindra ny mpampiantrano Nivo sy Blaise Chochard.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !


fanasina © - Tous droits reservés