"Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana."(I Jaona 4:18).

Amin'ny zavatra rehetra izay atao dia manana fitiavana ary ataovy ampitiavana. Ny fanompoana ataonao, ny asanao, fanampianao ny hafa, ny fiainanao, ny tokatranonao..., sy @ izay rehetra ataonao dia ario ny tahotra fa mandehana mandrakariva amin'ny fitiavana.


Misaotra antsika naharitra nihaino

Fizarana soa nomena androany faha 12.02.2006
<< pejy fandraisana
<< teny soa hafa
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
teny soa



fanasina © - Tous droits reservés