Matio 15 (21-28)

Tantaran段lay vehivavy nitaraina mafy tamin段 Jesosy mba hanasitrana ny zanany marary ny demonia. Nandalo fitsapana sy fisedrana izy  nefa naharitra tamin地y fahagatahany .
Hoy Jesosy  taminy : ォlehibe ny finoanao  , tongava aminao araka izay irinao サ.

Ny fampianarana nampitaina tamin段zany dia ny ォ FIKIRIZANA sy  FAHARETANA サ. Mamaly vavaka ny Tompo  amin地y fotoana  izay hitany  fa maha-mety izany.

Araka ny hiran段 Ndriana Ramamonjy ォ Andriamanitra fitiavana サ izay noredonin-tsika 
dia  tsarovy ilay hoe ォ  Ampy ho anay ny fahasoavanao サ, ォ  Izahay anie hatoky Anao サ


sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< teny soa hafa
<< pejy fandraisana
teny soa



fanasina © - Tous droits reserv駸
TENY SOA -Alahady ny Fanasina , 25 Avril 2010  Neuchatel
Mpitoriteny Pasteur Justin RAZANAMAHEFA ( avy any Madagasikara)