Andriamanitra rainay ヤ !
Apetrakay eo ampelatananao ny fiainana地y fianakavianay na ny eto an-toerana na ny any lavitra , fantatrao ny olana misy ao amin地y tokantrano tsirairay avy ka : ォ Aoka ny sitraponao no atao fa tsy ny anay サ.
1) Mivavaka izahay ho an段reo fianakaviana sahirana noho ny tsy fahampiana sy ny tsy fananana , ireo ray amandreny ao anatin地y fanabeazana sy fitaizana ny zanany. Mahatsiaro koa ireo olona izay irery tsy manana fianakaviana:
ォ mba toroy lalana izy ireo Tompo o ! fa Ianao no Mpiandry tsara sy mpitari-dalana anay サ.
2) Mivavaka izahay ho an地y fianakaviana izay manana marary, tratrin地y fahanterana sy ny fahanginana amin地y fiainana:
ォ Mba ampitomboy ao anatiny Tompo o! ny fahatokisany sy ny finoany Anao サ
3) Mivavaka Tompo o ! ho an地y tokantrano izay mikorontana sy miady nohon地y olana maro samy hafa , ireo mpivady izay tratrin地y fisarahana :
ォ Mba omeo azy ireo Tompo o! ny saina mahay mamakafaka sy mandinika mba hiverenan地y filaminana ao amin地y fianakaviany サ.
Andriamanitra mihaino vavaka Ianao ka : ォ Mba omeo anay ny faharetana sy ny fikirizana amin地y finoanay Anao .
Amen
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
fanasina © - Tous droits reserv駸
TENY SOA - Vavaka hoan地y fianakaviana - alahady 02 May 2010