raki-tsary


Alahady Fanasina - 7 novambra 2010
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 07 novambra 2010 - Fotoam-pivavahana tany Genève

Fanasina 07 novambra 2010- Fotoam-pivavahana tany Genève.

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoam-pivavahana anjarantsika Fanasina ny 07 Novembre 2010 tao Servette. 
 
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra dia :
- Ny mpitarika: Colette Andriamasy

- Ny  namaky teny: Mamy Tehindrazanarivelo (Ohabolana 31:10-31), Nivo Chochard (Efesiana 2:1-10), Monique Razaname (Lioka 13:10-17).

- Ny nitoriteny Ravaka Edafe. Ny vontoatin'ny toriteny dia ny "Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina".

- Ny nanao ranom-bavaka Felana Rabemanantsoa.

- Nisy ny Fandraisana ny Fanasan'ny Tompo nataon'i Pasitera Arintsoa Zafindriaka.

Misaotra indrindra koa an'i Roswita Golder (Rev.Dr.) izay Responsable Centre International Réformé John Knox (Programme " Témoigner ensemble à Genève ". TEAG) izay nandray fitenenana.

Nanao ny hira FF 45 "Hira Fiderana" ny vehivavyFanasina.

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra


fanasina © - Tous droits reservés