raki-tsary


Fihaonana t@ 18 janoary 2014 - Lausanne
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fihaonana t@ 18 janoary 2014 – Lausanne

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Asabotsy 18 janoary 2014 tany Lausanne.
Izay nisy fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Brigitte Rabarijaona ka ny loha-hevitra dia ny « Fandraisana andraikitra (endrika, fomba,…) » Nehemia 3:1-32, ary nanaovantsika koa ny “Echange de cadeaux”.
Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny dessert + goûter, cadeaux + verset tsirairay avy , ary ny gâteau (Olga Robel) ary indrindra ny fampianarana soratra masina (Pasitera Brigitte Rabarijaona).
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Lala sy Alex Randriamiharisoa.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra

fanasina © - Tous droits reservés