raki-tsary


Fihaonana t@ 19 febroary 2011 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 19 febroary 2011 - Tao amin'i Felana (Genève).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana voalohany niarahantsika ny Asabotsy 19 Febroary 2011 tolakandro tany Genève.

Izay nanaovantsika ny “Echange de cadeaux”. Misaotra antsika rehetra tamin'ny fandraisana anjara tamin'ny cadeaux + verset tsirairay avy.

Nianarantsika koa ny "techniques de relooking 1 & 2" (Felana) ary ny fanaovana maquillage (démonstration, conseils & produits) izay nataon’i Carole sy Felana koa.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra ary indrindra ny mpampiantrano Felana sy Toky Rabemanantsoa.


fanasina © - Tous droits reservés