raki-tsary


Fihaonana t@ 24 apr 2010 - Genève
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 24 aprily 2010- Tao amin'i Hanitra (genève)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 24 Aprily tolakandro tany Genève
Izay fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Ntsoa sy fianarana sakafo sushi-maki (Hanitra) ary ny fianarana tricot (Nivo).
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Fa ny vady hendry kosa dia  avy amin’i Jehovah”. Ohab.19 : 14b. Hitan-tsika ao amin’ny “Teny Soa” ny famintinana ny fampianarana Soratra masina izay mbola hotohizana ihany amin’ny fihaonan-tsika manaraka.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra sy ny mpampiantrano Hanitra sy Olivier ary indrindra ny Pasitera Ntsoa tamin’ny fampianarana Soratra Masina.


fanasina © - Tous droits reservés