raki-tsary


Fihaonana t@ 30 aprily 2011 - Orbe
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 30 aprily 2011 - Tao amin'i Carol (Orbe).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Asabotsy 30 Aprily 2011 tontolo andro tany Orbe.
Izay nisy fampianarana ny Soratra Masina nataon'i Pasitera Ntsoa sy fianarana sakafo bricelets (Carol).
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Le Pardon”.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra sy ny mpampiantrano Carol sy Tiana Andriaharifara ary indrindra ny Pasitera Ntsoa tamin’ny fampianarana Soratra Masina.


fanasina © - Tous droits reservés