raki-tsary


Fitsidihana Fromagerie Gruyère - 13 novambra 2010
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 13 novambra 2010- Gruyères

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 13 novambra 2010  tontolo andro tany Gruyères.

Izay nitsidihina ny Maison de la Fromagerie Gruyère sy ny chocolaterie La Maison Cailler ary nisian’ny dégustation. Teo koa ny fiaraha-misakafo izay nahafinaritra tokoa

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga ary indrindra i Ravaka sy Fabio Edafe  izay  niara-nandrindra ny fotoana sy nanao famandrihana ireo  izay toerana ho tsidihina. Misaotra indrindra koa ireo vady aman-janaka izay nanotrona tamin’io fotoana io.



fanasina © - Tous droits reservés
tohiny >>