raki-tsary


Fihaonana t@ 26 oktobra  2013 - Meyrin
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 26 oktobra  2013 - Tao amin'i Bakoly (Meyrin)

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika Fanasina sy ny fianakaviana ny Sabotsy 26 oktobra 2013  tontolo andro tany Meyrin.
Izay nisy fianarana Soratra Masina (Nasy) ary fampianarana sakafo (Olga Robel).
Ny loha-hevitra tamin’ny fampianarana Soratra Masina dia “Ny Vehivavy sy ny finoana”.
Ny fampianarana sakafo dia momba ny génoise sy ireo crème patissière sy crème au beurre.
Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra  ary indrindra ny mpampiantrano Bakoly sy Julien Rakotomalala.
Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra !


fanasina © - Tous droits reservés