raki-tsary


Fihaonana t@ 12 jona 2010 - Yverdon (pejy 2 >>)
sampana vehivavy ato amin'ny FKMSM
(Fiangonana Kristiana Malagasy aty Soisa sy ny Manodidina)
"Ianareo no fanasin'ny tany ..." (Mat 5:13)
<< raki-tsary
<< pejy fandraisana
Fanasina 12 jona 2010 - Tao amin'i Nivo (Yverdon).

Misaotra an'Andriamanitra tokoa isika fa tanteraka sady nahafinaritra ny fotoana niarahantsika ny Asabotsy 12 jona tontolo andro tany Yverdon.

Izay nihainoana ny thérapie momba ny "Pratique de la vie quotidienne en couple" (Dr. Nivo). sy ny fianarana sakafo Assortiments Canapés (Olga Robel) sy Malakoff (Nivo).

Mankasitraka sy mankatelina indrindra antsika rehetra izay tonga sy ireo nanana andraikitra sy ny mpampiantrano Nivo sy Blaise ary ny fianakaviana (vady sy zanaka), ny vady indrindra indrindra na dia fotoanan’ny baolina kitra (Coupe du Monde Argentine-Nigéria) aza tamin’ireo ora sy fotoana ireo !!!!.


fanasina © - Tous droits reservés
pejy 2 >>